|
|
|
|

Entrée1 manokom-bary olona
Mots élémentaires  2manokona, 3vary, 4olona
Partie du discours  5 locution
Explications en malgache  6 eo antin' ny 11 ora antoandro; enti-milaza ny fotoana izay saiky ikarakaran' ny olona rehetra ny sakafo andrahoina ka ametrahany azy eo ambony toko (eo amin' ny enina na fito hariva eo; hita amin' itỳ fombam-pitenenana itỳ fa ny hariva indrindra ny Ntaolo no nanao sakafo lehibe) [1.1]
Vocabulaire  7 Temps

Mis à jour le 2025/10/11